|
|
|
|

Entry1  malia
Root  2  lia
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mora tapaka na vaky: Volotara malia
5  [1.78] [Taisaka, Bara] matahotra
6  [1.78] [Tanala] kanosa, saro-tahotra, kabaosy
7  [1.78] [Taisaka] kamo
Examples  8  [2.436#] Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany.
9  [2.649#] Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia.
Analogs  10  marefo, makiana.
Compound words 

Anagrams  13  ailam, alaim, alami, ialam, lamai, malay, malia, mialà, miala

Updated on 2025/02/08