|
|
|
|

Entry1  malefaka
Root  2  lefaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely
5  Malemilemy: Feo malefaka
6  Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny
7  Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [1.1]
Explanations in English  8  pliant, supple; easy going, gentle
9  not too strong (of beverages) [1.7]
Explanations in French  10  souple; calme
11  pas trop fort (se dit des boissons) [1.8]
Examples  12  hazo malefaka koa ny andrarezina. [2.69]
13  hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [2.529]
14  Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [2.5]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
Derivatives 
18  Active verbs :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word malefaka

Anagrams  23  falamake, malefaka

Updated on 2023/01/20