Entry | 1 maizimaizina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manjombonjombona an-tsokosoko: Tetika maizimaizina |
Explanations in French |
4 [1.3] un peu obscur, le commencement de l'aurore, la fin du crépuscule |
Examples |
5 [2.470] maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo 6 [2.471] Tsy laviko fa nisy tetika maizimaizina ihany ny tsy nijanonako ela tao Parisy 7 [2.472] Saika isan'andro vao maizimaizina, nisy poa-basy re tany ambany antsinanan'Ambatondrazaka |
Root | 8 maizina |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |
![]() |