|
|
|
|

Entry1  maizimaizina
Root  2  maizina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manjombonjombona
an-tsokosoko: Tetika maizimaizina
Explanations in French  5  [1.3] un peu obscur, le commencement de l'aurore, la fin du crépuscule
Examples  6  [2.470] maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo
7  [2.471] Tsy laviko fa nisy tetika maizimaizina ihany ny tsy nijanonako ela tao Parisy
8  [2.472] Saika isan'andro vao maizimaizina, nisy poa-basy re tany ambany antsinanan'Ambatondrazaka
Derivatives 
9  Names :

Updated on 2025/01/21