Entry | 1 maito |
Root | 2 ito |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 tapaka, maty [Bara]
[1.78] 5 Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo [1.1] 6 tapaka [2.285#217] |
Examples |
7 Akosa izy raha sady manify no mora maito, toy ny fanjaitra. [1.357#] 8 Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#65] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word maito |
Anagrams | 12 atimo, maito, miato, miota, mitao, mitoa, moita, tamio |
Updated on 2023/01/20 |