Entry (1/3) | 1 ito |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 ity [Bara]
[1.78] 4 Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito 5 Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy [1.1] |
Examples |
6 Hafa noho izay vokatra teo aloha no azo tamin' ito. [2.445#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
9 All the pronouns 10 All the pronouns |
Entry (2/3) | 11 ito |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Fisarahana, fahatapahana [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 19 ito |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in French |
21 Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées. En Imerina, on dit plutôt hifi-tenona, surtout dans le dernier cas. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
22 Botany |
Anagrams | 23 ito, tio |
Updated on 2022/05/02 |