|
|
|
|

Entry1  handatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  somary misy toa mavesatra sady miraikidraikitra ao am-bava raha mihinana voankazo manta toy ny kaki, manga manta, ets, Maisatra [Betsimisaraka] [1.78]
4  maisatra amin'ny lela [Tanala] [1.78]
5  Misy tsiro somary maisatra amin' ny lela na amin' ny lanilany [1.1]
Explanations in French  6  (toute l'île) Adjectif : âcre ou âpre comme certains fruits trop verts. Le diminutif handatrandatra est souvent employé. [1.196]
Vocabulary  7  Botany
Derivatives 
8  Names :
Synonyms  9  handatre

Updated on 2020/07/31