|
|
|
|

Entry1  maimbo raikona
Elementary words  2  maimbo, raikona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny fofon' ny taolana na tandroka voadotra
afa-baraka
enti-milaza toerana andrenesana fofon-javatra may
Examples  5  [1.223] maimbo raikona eran'ny trano!
6  [2.298] Raha miara-monina amin'ny malahelo, aza dia manao maimbo raikona loatra fa malahelo ny miara-monina.
7  [2.470] maimbo raikona noho ny fatim-bolo nodorana no nanampy ny fofon-tsetroka tao an-trano, ary ny zanany mitentina arina no tsinjony mitokelakelaky ny hehy eo ampofoan-dreniny.

Updated on 2024/12/07