|
|
|
|

Entry1  maimaim-poana
Elementary words  2  maimaina, foana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsy vidina, tsy andoavam-bola, tsy misy takalony na vidiny fa atao fotsiny amin' izao: Omeko anao maimaim-poana iny boky iny
Explanations in English  5  [1.7] given freely, for free
Explanations in French  6  [1.8] gratuit, donnĂ© pour rien
Examples  7  [2.499#] Tsy hamela ahy maimaimpoana ny feon' ny fieritreretana!
8  [1.320#] Mandamina fanabeazam-bahoaka maimaimpoana sy takatry ny rehetra hidirana ny Fanjakana.
9  [2.285#] ny voninahitra na dia ny kely indrindra aza, aza omena maimaimpoana, fa ataovy valim-pitian' ny fahazotoana sy ny fahendrena;
Illustrations 
10 

Updated on 2024/12/08