|
|
|
|

Entry1  maika
Root  2  aika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho
5  Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho
6  Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika [1.1]
Explanations in English  7  in a hurry [1.7]
Explanations in French  8  pressé [1.8]
Examples  9  Ahoana fa maika aho? [2.639#orimbatonnyfiadanana]
10  maika hiala amin' izany aho. [2.4#]
11  Aza maika handao fonenana ialahy. [2.442#]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Synonyms  17  dodona, kododona, dodoka, dodotra, rototra, rodoka, somadodoka, somarodoka, somarototra, maimay, mitaitay, mirotoroto, mikorobobo, miheninkenina, mikoropaka, sevotsevoka, milomay, maintavo, forehitra, mivoa-jamala, misehotra, misalehotra, mikododoka, minitinitika, kongomaika, kongorevo, ankamehana, sondrodrahona, aniritra, tandrevaka, tandrametaka, peta-toko
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word maika

Anagrams  21  maika, makia, miakà

Updated on 2023/08/11