|
|
|
|

Entry1  rototra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin' ny fianaran' ny zanany kokoa Rasoa noho Rakoto
4  Maika, dodona: Heverinao ve fa rototra akory izy nahita ny setroka nidonaka eran' ny trano? [1.1]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Adjectives :
Other spellings  7  rotitra
Compound words 

Anagrams  9  atrotro, otrotra, rototra, torotra

Updated on 2023/08/07