|
|
|
|

Entry1  maharenina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahatonga harenina
Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! )
Explanations in English  4  [1.7] deafening
Explanations in French  5  [1.3] qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant
ennuyeux, importun
Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis)
6  [1.8] assourdissant
7  [1.5] silence!
Examples  8  [2.5] Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina.
Root  9  renina

Anagrams  10  hanaremany, maharenina, namerahany

Updated on 2025/01/21