Entry | 1 mahafaty |
Root | 2 faty |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Afaka hamono: Tsy mahafaty akoho akory, hono, Ramatoa io Mahatonga ho faty: Tsy hahafaty azy akory io aretina io ~ Poizina mahafaty Maharesy: Ny mpilalaonay Ampamarinana no nahafaty tamin' ny baolina Mahazo: Tsy tsara ny tsena androany fa tsy nahafaty roanjato akory aho Mamely mafy, tsy ahazoana aina, mahatrotraka: Mahafaty izany hatsiaka izany Mamono, manala, mikosoka, mampanadino: Ny andro sy ny volana nifandimby no nahafaty ny soratra teto ~ Tsy misy hahafaty ny fahatsiarovako an' i Neny |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] To kill 6 [1.2] To put out a lamp |
Explanations in French |
7 [1.3#157, 1.8] Tuer 8 [1.3#157] Pouvoir tuer, donner la mort, mortel 9 [1.3#157] Gagner au jeu, au commerce, gagner au pari 10 [1.3#157] Éteindre, effacer, enlever la force, abîmer, faire tomber en désuétude 11 [1.3#157] Éreinter, assommer, empester, étouffer |
Examples |
12 [1.123#] Ny mamono olona mahafaty olona. 13 [2.508#] Ny sazin'ny heloka tsy mahafaty. 14 [2.606#] Nareo, hoy i, tsy raha mahafaty ahy! 15 [1.3#157] mahafaty io poizina io (Ce poison est mortel) 16 [1.3#157] mahafaty ny hafanana (La chaleur est assommante) 17 [1.3#157] nahafaty olona iray izy (Il a tué une personne) 18 [2.528#] Heloka mahatapa-doha izany, heloka mahafaty izany! 19 [1.3#157] mahafaty ity fiakarana ity (Cette montée éreinte) 20 [1.3#157] nahafaty ny vary ny rano (L’eau a abîmé le riz) 21 [1.3#157] mahafaty ny fofon' io fatim-biby (Cette charogne empeste) 22 [1.3#157] mahafaty izany setroka izany (Cette fumée est étouffante) 23 [1.3#157] nahafaty ny jiro ny rivotra (Le vent a éteint la chandelle) 24 [1.3#157] mahafaty tena ho an’ ny zanany izy (Il se tue pour ses enfants) 25 [1.3#157] Tsy mahafaty ny mamba ny bala (Les balles ne peuvent tuer un caïman) 26 [1.3#157] Tsy hahafaty azy io aretina io (Cette maladie ne lui donnera pas la mort) 27 [1.3#157] Ny ranonorana no nahafaty io hosodoko io (La pluie a abîmé cette peinture) 28 [1.3#157] Inona no nahafaty io soratra io? (Qu’est-ce qui a effacé cette écriture?) 29 [1.3#157] nahafaty ariary telo aho tany an-tsena (J’ai gagné trois piastres au marché) 30 [1.3#157] Iza no nahafaty taminareo roa lahy? (Quel est celui de vous deux qui a gagné au jeu?) 31 [1.3#157] Inona no nahafaty ny herin' ity toaka ity? (Qu’est-ce qui a diminué la force de ce rhum?) |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 40 mahafaty, mahatafy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |