|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahabibo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Karazankazo izay ny voany fanao amin' ny tombokavatsy mba hahamainty azy [Sakalava] [1.1]5  (Anacardium occidentale) hazo fonentana, lava misandrahaka ny sampany, lehibe sady mafy toto ny raviny, mavo manopy mena ny voany. Avy any Amerika atsimo ary dia niitatra any amin' ny ankamaroan' ny faritra tropikaly. Ny Arabo no nampiditra azy teto Madagasikara tamin' ny taonjato faha-18, any amin' ny faritra atsinanana sy any avaratra andrefana mafana sy mando no be azy... [1.62]
Explanations in English  6  the cashew tree; its nut [1.7]
Explanations in French  7  anacardier, produit la noix de cajou koroso [Tankarana] [1.19]8  l'anacardier; sa noix [1.8]9  (déformation fréquentes de mabibo). Anacardium occidentale L. (Anacardiaceae). Arbre d'origine américaine, diffusé dans tout l'Océan Indien par les navigateurs portugais. [Sakalava] [1.196]
Synonyms  10  koroso
Other spellings  11  mabiba, mabibo, mahabiba
Toponyms 
Scientific name 

Entry (2/2)14  Mahabibo
Part of speech  15  name (toponym)
Vocabulary  16  Geography: towns
Elementary words  17  mahabibo
Tables and plates  18  Full list

Anagrams  19  Mahabibo, mahabibo, mibaboha, Mahabibo, mahabibo, mibaboha

Updated on 2021/10/14