|
|
|
|

Entry1  mafafa
Root  2  fafa
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony [1.1]
Explanations in English  5  exhausted, empty, gone [1.2]
Explanations in French  6  raflé, entièrement enlevé [1.3]
Examples  7  ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be. [2.996]
Analogs  8  madio, majifa, fafam-bolotondro, fafanimondry, lany, lifa, malifa, naiifa, fongana, tapitra, tsy misy miangana

Anagrams  9  famafa, mafafa

Updated on 2023/02/26