Entry | 1 lomorina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany |
Explanations in English |
4 [1.7] moldy; overgrown with algae |
Explanations in French |
5 [1.8] moisi; couvert de mousse |
Root | 6 lomotra |
Anagrams | 7 lomorina, nioloram |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |