Entry | lomorina (lomotra) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany [1.1] | |
Explanations in English | Moldy; overgrown with algae [1.7] | |
Explanations in French | Moisi; couvert de mousse [1.8] | |
Updated on 2023/01/20 |