|
|
|
|

Entry1  lian-tsofina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ta handre vaovao izaitsizy, ta handre bebe kokoa satria tsy nahare tsara na tsy afa-po tamin' izay re
Explanations in French  4  [1.3#404] avide d'entendre, curieux de nouvelles
Elementary words  5  liana, sofina
Compound words 

Updated on 2024/12/07