Entry (1/10) | 1 lay |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hazakazaka [1.78] |
Explanations in English |
4 Running, rapid motion. See hazakazaka, olomay [1.2] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/10) | 7 lay |
Part of speech | 8 noun |
Vocabulary |
9 Navigation |
Explanations in Malagasy |
10 Karazan-damba mikitroka ny tenony, lamba fanao irony fialofana fanaovan-dasy; na io fialofana io mihitsy: Kely lambanana loafra ny lay ka tsy nahatakatra ny rindrina avaratra / Nanangana lay tery an-tamponkavoana ny miaramila [1.1] 11 Lamba makarakara atao aro moka amin' ny fandriana [1.1] 12 Ny lamba mihantona amin' ny andrin-tsambo izay atosiky ny rivotra ka mampandeha ny sambo atao hoe Sambolay. [1.1] |
Explanations in English |
13 Tent cloth; a tent; a sail [1.7] |
Explanations in French |
14 Toile à bâche; tente; voile de bateau [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/10) | 18 lay |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Hakamoana, laina [1.78] |
Entry (4/10) | 21 lay |
Part of speech | 22 noun |
Vocabulary |
23 Botany |
Explanations in Malagasy |
24 Karazan' ahitra any anaty ranomasina [1.1] |
Compound words |
|
Entry (5/10) | 26 lay |
Part of speech | 27 noun |
Vocabulary |
28 Botany: (in general) |
Explanations in Malagasy |
29 Tsilotsilo kely madinika dia madinika hita amin' ny zavamaniry maro toy ny vary, voatavo, raiketa, fary... ary na dia amin' ny bibikely sasantsasany koa aza, tahaka ny fanday, landy, sns [1.1] |
Explanations in French |
30 (1) (toute l'île). Nom général des poils des plantes et notamment des poils scabres ou urticants. On dit, par exemple, lain-amiana : les poils urticants de l'amiana (Urera oligoloba Baker). D'où l'adjectif malailay : urticant, qui cause des démangeaisons et le substantif : lailay : prurit, démangeaisons [1.196] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (6/10) | 33 lay |
Part of speech | 34 noun |
Vocabulary |
35 Botany |
Explanations in French |
36 Nom d'un arbuste très velu, à poils provoquant des démangeaisons, commun dans la région sèche de l'Androy. [1.196] 37 Plante médicinale indéterminée de Tuléar (d'après le fichier manuscrit de Grandidier). [1.196] 38 Les deux désignent peut être une même plante ? [1.196] |
Entry (7/10) | 39 lay |
Part of speech | 40 noun |
Explanations in Malagasy |
41 Hena alaina trosa, izay efa voafetra ny fotoana handoavana ny vidiny. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (8/10) | 45 lay |
Part of speech | 46 noun |
Vocabulary |
47 Zoology: invertebrates |
Explanations in Malagasy |
48 Lolo manidina [1.78] 49 Lolo (bibikely) [1.78] 50 Bibidandy [1.78] |
Entry (9/10) | 51 'lay |
Part of speech | 52 pronoun |
Explanations in Malagasy |
53 Jereo ilay [1.1] |
Compound words |
|
Tables and plates |
55 All the pronouns 56 All the pronouns |
Entry (10/10) | 57 lay |
Part of speech | 58 active verb |
Explanations in English |
59 manatody: to lay eggs [1.2, 1.7] 60 mametraka: to set, to place, to lay down [1.7] 61 mandatsaka: to cast down; to put down, to lay in place [1.7] |
Anagrams | 62 aly, lay |
Updated on 2023/07/30 |