|
|
|
|

Entry1  malailay
Root  2  lailay
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra) [Tanala] [1.78]
5  Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy
6  Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany
7  Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday [1.1]
Explanations in English  8  scratchy, itchy [1.7]
Explanations in French  9  qui cause des démangeaisons [1.8]
Vocabulary  10  Health
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word malailay

Updated on 2023/01/20