Entry | 1 lany mondron-kery |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] lany hatramin' ny hery kely sisa nananana; lany harena sy fananana nanasoavana zanaka na zavatra hafa nilaina ho tsara; fongana ny hery rehetra tamin' ny asa na ny fanaovan-tsoa |
Explanations in English |
4 [1.7] having given all his strength |
Explanations in French |
5 [1.8] qui a épuisé ses forces |
Elementary words | 6 lany, mondro, hery |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |