Entry | 1 lalimanga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana. |
Vocabulary |
4 Zoology: invertebrates |
Root | 5 lalitra, manga |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |