|
|
|
|

Entry1  lalimanga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana.
Vocabulary  4  Zoology: invertebrates
Root  5  lalitra, manga
Compound words 

Updated on 2024/12/07