Entry (1/2) | 1 lalam-panorenana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany |
Explanations in French |
4 [1.5, 1.13] constitution |
Examples |
5 [4.27] Mifanaraka amin' ny lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? |
Vocabulary |
6 Law 7 Politique |
Elementary words | 8 lalàna, fanorenana |
Titles |
Entry (2/2) | 13 lalam-panorenana |
Part of speech | 14 locution |
Explanations in French |
15 [1.13] loi interne |
Vocabulary |
16 Mathematics: algebra |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/09 |
![]() |