Entry | 1 fiaran-dalamby |
Elementary words | 2 fiara, lalamby |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina [1.1] |
Examples |
5 Ny fiantontatontan' ny fiarandalamby no toa! [2.470#] 6 Asa lahy, na halemem-panahiny, na fitiavany hamalifaly ireto tily pariziana mizaha tany, fa toa izay tian-dry zalahy tily no narahiny fa tsy ny famantaranandrony isaky ny miainga eo amin' ny gara ny fiarandalamby. [2.356#] |
Vocabulary |
7 Tourism |
Updated on 2023/06/12 |