|
|
|
|

Entry (1/2)1  lahasa
Root  2  lahatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  (lahatra sy asa) raharaha atao, indrindra ny ataon-tanana toy ny fambolena: Inina indray no lahasa any aminareo izao? Ny manetsa izao no tena lahasa. Ny fanaovan-trano koa izao no lahasa maharevo ny olona any [1.10]
5  Asa, raharaha: Mizara lahasa amin' ny mpiasa
6  Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo
7  Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan' ny lahasa mafy amin' ny fambolena [1.1]
Explanations in English  8  work, an occupation [1.7]
Explanations in French  9  travail, occupation, ouvrage, se dit surtout du travail des champs [1.3]
10  travail, occupation [1.8]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Names :
Proverbs  14  Proverbs containing the word lahasa

Entry (2/2)15  lahasa
Part of speech  16  adjective
Explanations in Malagasy  17  fandokoan-javatra toy ny kofehyna lamba [1.10]
18  Loko manjamanja [1.1]
Explanations in French  19  teinture [1.3]

Anagrams  20  lahasa, sahala, sahalĂ 

Updated on 2020/07/31