|
|
|
|

Index

Proverbs : lahasa

Proverb 1Raha hihinana, alao ny vitsy; fa raha hanao, alao ny maro. [2.165 #620]
Raha hihinana alao ny vitsy, fa raha hanao lahasa alao ny maro! [2.558 #3572]
Raha hihinana, alao ny vitsy; fa raha manao, alao ny maro. [2.653]
Raha hihinana, alao ny vitsy ; raha hanao, alao ny maro. [2.415 #4703]
French translationQuand il s'agit de manger vous dites : appelez peu de monde ; mais quand c' est pour travailler vous dites : appelez-en beaucoup. [2.415]
Quand je m' en vais manger, n' appelez que peu de gens; mais quand je m' en vais travailler, appelez beaucoup de monde. [2.165 #620]
French interpretationSe disait des égoïstes, des gourmands, des paresseux. [2.415]

Index