Entry | 1 labozia gasy |
Elementary words | 2 labozia, gasy |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 [2.470] Fanala labozia gasy no itsilovana ny lalana raha maizinkitroka ny alina ary irina sy ivavabavahana mba tsy ho avy ny orana na milatsaka aloha loatra ny fanala. 5 [2.472] Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. 6 [2.472] Nony tsy nisy solitany, labozỳ gasy, afon-jabora, jiro menaka no nampiasain' ny olona. |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |