Entry | 1 kovalivaly |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] fandeha mafy eo am-pidinana, kodingidingy, kivalambalana na kivalombalona; hazakazaka am-pidinana 4 [1.1] Fandehanana mafy midina, kodingidingy |
Root | 5 valivaly |
Anagrams | 6 kovalivaly, kovilavila |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |