|
|
|
|

Entry1  korapahina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao faingandoatra, rotorotoina: Matetika tsy vanona ny raharaha korapahina
Ampitahorina: Nahoana no korapahinao toy izao ny akohonay
Root  4  korapaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  hakorapany, hipokarana, ikarapohan, ikorapahan, korapahina, nikarapoha, nikorapaha, nirapahako, nokarapahy

Updated on 2025/01/21