|
|
|
|

Entry1  kohaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra
Explanations in English  4  [1.7] a cough
Explanations in French  5  [1.54, 1.8] toux
Examples  6  [2.424#] Mba hisorohana ny kohaka dia aza mifoka sigara.
7  [2.470#] Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny.
8  [2.472#] Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany.
Vocabulary  9  Health
10  Sound
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  20  akohak, hakako, hakaok, hokaka, kohaka

Updated on 2025/01/21