Entry | 1 kodiarana |
Root | 2 kodia |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara |
Explanations in English |
5 [1.7] a wheel |
Explanations in French |
6 [1.3] roues boules que les enfants font rouler sur un plan incliné 7 [1.8] roue |
Examples |
8 [2.332#] Ny kodiarana an-kavanana no voa. 9 [1.281#ikakilaysyifaralahy] Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny. 10 [2.4#] Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary. |
Synonyms | 11 kodia |
Compound words |
|
Anagrams | 17 andairako, kodiarana, nadarokay, narodakay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |