Entry |
kobaka am-bava, volana hatenda
|
Elementary words | kobaka am-bava ; volana hatenda |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny foana lazain' ny vava ary fampanantenana hatreo an-tenda ka tsy misy tanteraka; teny be fampanantenana eo am-bava fotsiny fa tsy arahim-panatanterahana [1.1]
|
Examples |
1 | Ka aoka izay, Andriamatoa, hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava, ka hatretsy no ho miakatra ihany.
[2.69]
|
2 | maty aho ray vahoaka
fa nilazan'olona ny kobaka am-bava
ny volana an-tenda
ka ny vavany nalefaka androtr'izay
no namoizako ny ahy tsy foiko
[2.131]
|
3 | ka aoka izay Andriamatoa
hianao mpanao volana an-tenda
sy kobaka am-bava
[2.131]
|
|
|