Entry | 1 kizahina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Esoina, tsinina; tenenina mafy, levilevena: Aza kizahina toy izany mandavan-taona izy sao kivy amin' ny farany |
Explanations in English |
4 [1.7] to be mocked |
Explanations in French |
5 [1.3#342, 1.8] qu'on ridiculise 6 [1.3#342] Dont on se moque, qu’on critique, qu'on malmène |
Examples |
7 [2.69#] Hazo fotsy navadiky ny rano aho, ka na hitsangana na hitsivalana dia tsy zehena, tsy kizahina; 8 [1.437#] Alahatra ny olom-baroera, ary ny mpivarotra eo ivohony, ka saritsarihina sy kilakilaina, atosi-tosika, savasavaina, kizahina. |
Root | 9 kizaka |
Morphology |
|
Anagrams | 14 hakizany, hizakany, kizahina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |