|
|
|
|

Entry1  kitakitaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1]
Explanations in French  4  action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
5  action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
Synonyms  10  kitakita

Updated on 2020/07/31