|
|
|
|

Entry1  kitakita
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1]
Explanations in French  4  Action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous [1.3]
5  Action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3]
Examples  6  Noho izany, tsy dia mba nahazo kitakita firy tamin' ireo mpampiasa izy. [2.472]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Nouns :
Synonyms  11  kitakitaka

Updated on 2020/07/31