|
|
|
|

Entry1  kilongalahy
Elementary words  2  kilonga, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.10] ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy
5  [1.78] [Betsileo] zazalahy: Mahere kireñina ny kilongalahy (Mafy lalao ny zazalahy)
Explanations in French  6  [3.1] môme, gamin, mioche, moutard
Examples  7  [2.470] Ton-ga-lan, Ton-ga-lan", hoy ny vazivazin' ny kilongalahy madinika manaraka ny fanenony.
8  [2.643] Niantso ny kilongalahy madinika izy aloha mba hampikatrohany tamin' ny tolona, ny totohondry, ny diamanga.

Anagrams  9  kilangolahy, kilongalahy

Updated on 2025/01/21