|
|
|
|

Entry1  kilonga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10] ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy ary ny vavy dia kilongavavy. Misy fitenenana betsileo hoe : "Kilonga milanon-draibe, ko dia ampitso no ampitso"; izany hoe manisa andro (tsidrian-taona) fa manantena zavatra avy amin' ny lanonambe hatao
4  [1.1] [Betsileo] Zaza
5  [1.1] Ankizy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa
Explanations in English  6  [1.7] adolescents, often in a derogatory sense
Explanations in French  7  [1.3#331] Un garçon encore jeune, un adolescent par rapport à un homme Agé.
8  [1.8] les jeunes (souvent péjoratif)
9  [3.1] marmaille
Examples  10  [2.5] Namonjy fodiana ny kilonga tany an' ala.
11  [2.643] Ny kilonga madinika kosa indray nitanaka nahita ahy vaventy lava.
12  [2.470] Matavy ny tsilon-draketra, mamony ho voa fihinan' ny kilonga anatin' ny fotoana fohy.
Other spellings  13  kilongo, kironga, kolonga
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word kilonga

Anagrams  17  kilango, kilonga

Updated on 2025/01/21