|
|
|
|

Entry (1/2)1  kiakiaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany?
Explanations in English  4  [1.7] piercing cries
Explanations in French  5  [1.8] cris perçants
Examples  6  [2.472] Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy.
7  [2.470] kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy.
Vocabulary  8  Sound
Root  9  kiaka
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Names :

Entry (2/2)14  Kiakiaka
Part of speech  15  name (toponym) [Full list]
Examples  16  [2.48] Avaradrano sy kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina.
Vocabulary  17  Geography: towns
Elementary words  18  kiaka

Anagrams  19  akiakiak, kaikaika, Kiakiaka, kiakiaka

Updated on 2025/04/14