|
|
|
|

Entry (1/2)1  kiakiaka
Root  2  kiaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany? [1.1]
Explanations in English  5  piercing cries [1.7]
Explanations in French  6  cris perçants [1.8]
Examples  7  Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472]
8  kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy. [2.470]
Vocabulary  9  Sound
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Names :

Entry (2/2)14  Kiakiaka
Elementary words  15  kiaka
Part of speech  16  name (toponym)
Examples  17  Avaradrano sy kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina. [2.48]
Vocabulary  18  Geography: towns
Tables and plates  19  Full list

Anagrams  20  kaikaika, Kiakiaka, kiakiaka, kaikaika, Kiakiaka, kiakiaka

Updated on 2023/02/03