|
|
|
|

Entry (1/2)1  ki~
Part of speech  2  prefix
Explanations in Malagasy  3  Tovona: Atao eo alohan' ny fototeny ka mahatonga anarana milaza fitaovana enti-manao ny asa na manao ny zavatra lazain' ny fototeny: Kifafa, kilalao. [1.1]
Explanations in English  4  préfixe used in forming nouns: fafa, sweeping; kifafa, a broom [1.7]
Explanations in French  5  préfixe qui sert à former des noms: fafa, action de balayer; kifafa, balai [1.8]

Entry (2/2)6  ki~~
Part of speech  7  prefix
Explanations in Malagasy  8  Tovona: Fanao eo alohan' ny anarana verindroa sasantsasany ka enti-milaza fanahafan-javatra, fa kelikely kokoa (mitovy amin' ny tsi~~): kitranotrano (tsiombiomby), kiombiomby (tsitranotrano) [1.1]
Explanations in English  9  préfixe used in forming nouns with reduplicatives, giving the meaning of small, not serious: trano, house; kitranotrano, playing house, a play house [1.7]
Explanations in French  10  préfixe qui sert à former des noms avec les réduplicatifs; ces noms ont le sens de: petit, pas sérieux [1.8]

Updated on 2024/07/17