|
|
|
|

Entry1  kiombiomby
Root  2  omby
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany [1.1#495]
Examples  5  Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. [2.117#107]
6  Matoa tsy eo akaikiny eo iLidy sy Saonina dia ilaozan' izy roalahy ireo mamolavola tanimanga ho kiombiomby, na mandrandrana volon-jozoro, na misambo-balala tsindaka. [2.470#20]
Vocabulary  7  Game
Synonyms  8  tsiombiomby

Updated on 2021/03/12