Entry | 1 ketrona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fivalombalon' ny hoditra madinika dia madinika amin' ny tarehy na handrina na vozona, avy amin' ny taona mandroso na ny hahiazana: Ny fahanterana mampisy ketrona ny tarehy 4 Fiforetan' ny zavatra anankiray mora alefitra toy ny lamba amin' ny tenany ihany ka mahatonga azy ohatra ny mivalombalona: Nasainy nasiana ketrona ny zipony [1.1] |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |