Entry | 1 fiketronana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiforetana, fivalonana, fikainkonana, fisiana fivalombalonana amin' ny tarehy: Ny fiketronana, hono, no mariky ny fahanterana |
Root | 4 ketrona |
Anagrams | 5 fiketronana, nakotrefany |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |