Entry | 1 kaporaly-sefo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina |
Vocabulary |
4 Military |
Elementary words | 5 kaporaly, sefo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |