|
|
|
|

Entry1  kapa tokana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa
Explanations in English  4  [1.2] (kapatokana) a mode of playing diamanga
Elementary words  5  kapa, tokana
Analogs  6  diamanga

Updated on 2024/12/12