Entry (1/3) | 1 kapa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandidiana amin' ny famaky na antsibe: Ratsy kapa itỳ hazo ity izany. [1.1] |
Explanations in English |
4 a cutting, a hewing [1.7] |
Explanations in French |
5 action de couper, d'abattre [1.8] |
Derivatives |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word kapa |
Entry (2/3) | 10 kapa |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Karazam-pamelezana fanaon' ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon' ny ankilany. [1.1] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 14 kapa |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony [1.1] |
Explanations in English |
17 sandals [1.7] |
Explanations in French |
18 sandales [1.8] |
Vocabulary |
19 Economy: clothing |
Compound words |
|
Article |
21 Randzavola: kapa ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 22 kapa, Paka, paka |
Updated on 2023/10/28 |