|
|
|
|

Entry (1/5)1  kaoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Lempona aty, lesoka aty
4  Keoka [1.1]
5  miendrika lovia [1.13]
Explanations in English  6  hollow, concave [1.7]
Explanations in French  7  creux, concave [1.8]
8  concave [1.13]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :

Entry (2/5)14  kaoka
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany
17  Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny [1.1]

Entry (3/5)18  kaoka
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany [Tanala] [1.1]
Explanations in French  21  (au sens général kaoka : action de râcler ; allusion au mode de préparation des fibres qui doivent être teillées). Hibiscus surattensis L. (Malvaceae) (réf. Cours 1565). Arbuste dont l'écorce fournit de bonnes fibres, employées en corderie et pour faire des sacs. [Tanala] [1.196]
Vocabulary  22  Botany
Scientific name 

Entry (4/5)24  kaoka
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka [1.13]
Explanations in French  27  érosion [1.13]
Vocabulary  28  Geography: (in general)

Entry (5/5)29  kaoka
Part of speech  30  noun
Explanations in Malagasy  31  Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia [1.1]
Vocabulary  32  Health

Anagrams  33  akoka, kakao, kaoka, koaka

Updated on 2020/07/31