Entry | 1 kaodikaody |
Root | 2 kaody |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora [1.1] |
Explanations in English |
5 shy, timid, wild [1.7] |
Explanations in French |
6 méfiant, sauvage, craintif [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 kaody |
Analogs | 12 haodihaody, haolohaolo, maodimaody, vodivodiana, mahimahina, madimadina, marimarika, manahinahy, somaingisaingy, matahotahotra |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word kaodikaody |
Updated on 2023/01/20 |