Entry (1/3) | 1 kanjo |
Part of speech | 2 conjunction |
Explanations in Malagasy |
3 Mitovy amin' ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin' ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay [1.1] 4 [2.69#] |
Explanations in French |
5 cependant, au contraire [1.3#308, 1.5#165] 6 malheureusement [1.5#165] 7 mais voilà que, contre toute attente: Saika hilalao nandritra ny andro aho, kanjo narary tampoka i neny ka voatery nody haingana aho (j'allais jouer toute la journée, mais voilà que maman tomba subitement malade aussi je dus rentrer très tôt) [1.12] |
Examples |
8 Ibaba lahy no atao ho mpahafantatra kanjo tsy mahalala [2.69#] 9 kanjo hay efa ho teraka izy tsy mety ho tafatombina iny [2.528#] 10 kanjo nony fakafakaina, toa tsy araka izany no mitranga [2.296#] |
Derivatives |
|
Tables and plates |
12 All the conjunctions |
Entry (2/3) | 13 kanjo |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in English |
15 Provincial for aKANjo [1.2#314] |
Vocabulary |
16 Botany: grass |
Entry (3/3) | 17 kanjo |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in English |
19 a trailing herb, Ipomea s [1.2#314] |
Vocabulary |
20 Botany: grass |
Scientific name |
|
Anagrams | 22 jonka, kanjo |
Updated on 2023/02/14 |